Teny iditra | 1 mandavo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manjera, mamotraka, manongana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to throw down, to strike down 5 [1.7] to cast down, to cause to fall |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] faire tomber; abattre |
Ohatra |
7 [2.69#] mandavo sorera ny lainga. 8 [2.245#] Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo. 9 [2.643#] Ny mitevy aloha dia ny mikapa, manjera, mandavo hazo. |
Fototeny | 10 lavo |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny mandavo io |
Fivaditsoratra | 17 andovam, mandavo, mandova, mandovà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06 |
![]() |