Teny iditra mandemy (lemy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho osa: Ny mipetrapetra-dava no mandemy an-dRangahy io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandemy
nandemy
handemy
mandeme

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14