Teny iditra | 1 mandevin-jaza marary |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manary toky ambony ihany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] enterrer un enfant encore malade: désespérer prématurement |
Singan-teny | 5 mandevina, zaza, marary |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |