Teny iditra (1/3) | 1 Mandiavato |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [2.356#] Nisy ankizy mpianatra avy any mandiavato nanofa trano tao akaikin' Antanisoa, tao Antanambao. |
Voambolana |
4 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 5 mandia, vato |
Teny iditra (2/3) | 6 Mandiavato |
Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [3.1] Mandiavato |
Voambolana |
9 Haisoratra: mpanoratra |
Singan-teny | 10 mandia, vato |
Teny iditra (3/3) | 11 Mandiavato |
Sokajin-teny | 12 anaram-poko |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.11#229] caste de Hova peuplant le territoire d’Avaradrano-Nord-Est et qui eut leur chef-lieu à Ambohidrabiby |
Ohatra |
14 [2.528#] mandiavato, Ambohitrabiby no renivohiny. 15 [2.588#] i mandiavato no mivoha varavarana hidirany. |
Voambolana |
16 Tantara: firenena |
Singan-teny | 17 mandia, vato |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |