|
|
|
|

Teny iditra1  mandihy
Fototeny  2  dihy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to dance
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] danser
Ohatra  7  Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  mitsinjaka, mirebika, mitotorebika
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny mandihy io

Fivaditsoratra  18  danihim, dinahim, hadinim, hamidin, hanidim, hidanim, hidinam, mandihy, nahidim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21