|
|
|
|

Teny iditra1  mandilotra
Fototeny  2  dilotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  mikasika, mikosoka [Bezanozano] [1.78]
5  Manakasoka: Mandilotra metaly mba handama azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to rub so as to make to creak [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  frictionner, brosser, frotter [1.3#104]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12