Teny iditra mikosoka (kosoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikasoka mafy hialan' ny loto na hanorotoroana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikosoka
Ny lasa : nikosoka
Ny hoavy : hikosoka
Filaza mandidy : mikosoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20