|
|
|
|

Teny iditra1  mandimby
Fototeny  2  dimby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to succeed
6  [1.2] to substitute, to take the place of
7  [1.7] to replace
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] remplacer, succéder à
Ohatra  9  ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby. [2.588#]
10  Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany. [1.436#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny mandimby io

Fivaditsoratra  19  mandimby, nadimbim, nambidim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21