Teny iditra mandiso (diso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko
¶ Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error [Richardson 1885]
 to deceive, to mislead; to make something wrong [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tromper; induire en erreur [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandiso
nandiso
handiso
mandisoa
Ohatra Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra. [Andriamalala: Ranomasina, takila 71]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/08