Teny iditra | 1 mandiso |
Fototeny | 2 diso |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko 5 Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error [1.2] 7 to deceive, to mislead; to make something wrong [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 tromper; induire en erreur [1.8] |
Ohatra |
9 Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 mandiso, sominda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |