Teny iditra manditsika (ditsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandraraka na manipy vovoka na poti-java tra amin' ny maso hahajemby: Manditsika izany rivotra izany fa andeha haingana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manditsika
nanditsika
handitsika
manditsiha

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/24