Teny iditra | 1 mandoa trosa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#6415] Expier, c' est payer sa dette. 5 [1.3] payer une dette figuré: expier |
Ohatra |
6 [2.4] Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. |
Voambolana |
7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Singan-teny | 8 mandoa, trosa |
Tovy hevitra | 9 manefa trosa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |