Teny iditra manefa trosa (efa, trosa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to pay a debt [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay payer une dette [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra mandoa trosa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31