Teny iditra mandoa vory (loa, vory)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to froth at the mouth [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay écumer; baver [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31