|
|
|
|

Teny iditra1  mandohalika
Fototeny  2  lohalika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to kneel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  s'agenouiller [1.8]
Ohatra  7  Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20