Teny iditra | lohalika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' ny fe amin' ny alalan' ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | the knee [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | le genou [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Sampanteny |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny lohalika io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |