Teny iditra (1/3) | 1 mandoka |
Fototeny | 2 doka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manindrahindra amin' ny fiderana; mandrobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to praise, to flatter |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] vanter, flatter |
Ohatra |
7 Ny mpivarotra tsy maintsy mandoka ny entany. [2.117#] 8 ka nisy fiteny hoe: " Ralema mitety tsena, " raha mandoka ny olona. [1.437#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 14 mandoka |
Fototeny | 15 loka |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly) |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 22 manadòka |
Teny iditra (3/3) | 23 mandoka |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.196] (de loka : action de lancer la sagaie). Petit arbre dont le bois sert à faire des manches de sagaie car il est très nerveux. [Sakalava]
|
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 27 andokam, komandà, mandoka, mondaka, nodakam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |