Teny iditra mandokoroka (dokoroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan' ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandokoroka
Ny lasa : nandokoroka
Ny hoavy : handokoroka
Filaza mandidy : mandokoroha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20