|
|
|
|

Teny iditra1  mandomando
Fototeny  2  mando
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
4  Mpamaritra :
Ohatra  5  Ao ambanin' ny vato amin'ny tany mandomando sy mafanafana no fipetrahany indrindra; [1.38]
6  Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin'ny vatolampy; ary raha vao naniry izy, dia nalazo; satria tsy nisy mandomando. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20