Teny iditra mandondom-baravarana (dondòna, varavarana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny olona mandona varavarana alohan' ny hiditra ao an-trano no sady manao haody
¶ mangataka zazavavy ho vady any amin' ny ray aman-dreniny [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31