Teny iditra (1/2) | 1 mandondona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] to knock at the door; to knock or strike repeatedly |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] frapper à la porte; battre à coups répétés |
Ohatra |
5 [2.529#] fa mandondona eo amin' ny fotoana efa niomanan' ny tompon-trano hamoha varavarana indrindra. |
Fototeny | 6 dondona |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mandondona io |
Teny iditra (2/2) | 12 mandondona |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Mandroso mitatao: Mandondona eo ambonin' ny tranonay ny vatoben' Ampamarinana |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] projecting, as a rock over a road, etc. |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] surplomber, faire saillie; proéminent, saillant |
Fototeny | 17 ndondona |
Mpanahaka | 18 mandroso, mandomba |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 20 andondonam, mandondona, nandodonam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |