Teny iditra mandondom-baravarana
Singan-teny mandondona ; varavarana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona mandona varavarana alohan' ny hiditra ao an-trano no sady manao haody
Mangataka zazavavy ho vady any amin' ny ray aman-dreniny [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18