Teny iditra | 1 mandopotsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 mandotra, fotsy |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazam-bibilava kelikely kokoa fa masiaka kokoa kosa noho ny mandotra; fotsifotsy na mavomavo ny volony |
Voambolana | 5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18 |
![]() |