|
|
|
|

Teny iditra1  mandrairay
Fototeny  2  rairay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao
Mangalangalatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to receive, to accept.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#500] toucher à tout, voler de petits objets
Ohatra  7  Aza dia tametraka loatra fa ny ankizy anie ka tia mandrairay e! [2.445#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mandrairay io

Fivaditsoratra  13  mandrairay, mandriaria, maraindray

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21