|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandraka
Fototeny  2  andraka
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
5  Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  up to, until (of time) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  jusqu'à [1.3, 1.8]
Ohatra  8  Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356]
9  Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245]
10  Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4]
Voambolana  11  Fotoana
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mandraka io
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/3)18  mandràka
Fototeny  19  raka
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21  Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22  to grow lean. [1.2]

Teny iditra (3/3)23  Mandraka
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (haitoetany)
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  26  Fitanisana

Fivaditsoratra  27  makandra, Mandraka, mandraka, mandràka, makandra, Mandraka, mandraka, mandràka, makandra, Mandraka, mandraka, mandràka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04