| Teny iditra | 1 mandrakizao |
| Singan-teny | 2 mandraka, 3 izao |
| Sokajin-teny | 4 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
5 Efa telo andro izay, mbola tsy niverina izy mandrakizao.
[2.472#230]
6 Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [2.472#121] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|