Teny iditra | mandramatra (ramatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to attack, to set upon, to rush upon. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |