|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrambo
Fototeny  2  rambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manisy tovana mirefarefa na mitaritarika, manisy somotraviavindamba
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#504] Mettre des franges à un habit, à une étoffe
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mandrambo
Fototeny  11  rambo
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] [Provincial] to follow close at the heels
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18  andrombam, mandrambo, mandromba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21