Teny iditra rambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisaritsarihana na fisampisampiana avy ao aoriana; fitazonana sy fisintonsintonana ao ivoho toy ny mitady hanaraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de saisir par la queue, par les franges, par le bas ; action de mordre par derrière comme les chiens [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra rambona

Teny iditra rambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Laniny lavalava mamarana ny vatan' ny ankabeazan' ny biby, izay azo verina ho tohin' ny hazondamosiny ihany raha jerena ny rafi-batany: Lava rambo ny omby ~ Alika bory rambo
Izay rehetra mirefarefa amin' ny fitafiana na mitaritarika aoriana
Ilay sisa tavela ao amin' ny rary (tsihy na satroka) ka hetezana hiala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tail
A fringe, a train of a dress [1.2]
 A tail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Queue [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra rambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy A fish [1.1]
Voambolana 

Teny iditra rambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Torin-jozoro na harefo na vendrana na zavatra hafa hatao tsihy na sobika [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A shrub from which the Betsimisaraka women obtain material which they make into mats [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné à diverses plantes dont certains organes rappellent une queue. Ce sont surtout, suivant les dialectes :
[Sakalava] Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Employé surtout en vannerie.
[Betsimisaraka] . [Voambolana: Fahasalamana] Piper sp. (Piperaceae). Le spadice est comparé à une queue. Décoction administrée contre l'hématurie. Ce mot s'emploie aussi pour désigner l'éperon de certaines fleurs et notamment des Orchidées. Ainsi dans la brochure du Service Forestier : Zava-boahary Malagasy (« Espèces malgaches protégées »), 1978, on peut lire : Ny angraecum dia saika fotsy sy manan-drambo avokoa ; c'est-à-dire : les angraecum sont presque tous à fleurs blanches présentant un éperon. [1.196]
Anarana siantifika Lepironia mucronata, Piper sp.
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11