|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandranga
Fototeny  2  ranga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manainga, mampiakatra (tanana, sofina...)
Mininginingina amin' ny loba rantsana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be affected at heart, to grieve after, to long for. (Prov.)
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mandrangà
Fototeny  11  ranga
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandranga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  andrangam, mandrangà, mandranga, nangadram

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08