Teny iditra mandranitra (ranitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga haranitra: Mandranitra tsipika
Manasa, maka maso
Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady
Mitana sakaiza ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To sharpen; to point. [1.2]
 To sharpen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Affûter, aiguiser [1.8]
Ohatra Samy mahay mandranitra volom-borona ny mpanoratra, fa sampianarana koa izany. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandranitra
Ny lasa : nandranitra
Ny hoavy : handranitra
Filaza mandidy : mandranita
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06