Teny iditra |
ranitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sharpness, keenness of edge. See rangitra
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sharpness [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est bien tranchant [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
ranitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
[ rañitra ] Sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [1.78]
|
| Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Concubine : celui qui entretient un concubine [1.3]
|
Ohatra | Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby.
[2.346]
|
|
Teny iditra |
Ranitra
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rajaonarison Elie |
Fanonta printy | 1992. Mitsinjo. Ambainy: 13.5cm. Haavony: 21cm. Takila: 128. Boky miisa: 3000.
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Sary |
|
|