Teny iditra | 1 mandranorano |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy rano mivoaka, mitera-drano: Mbola mandranorano itỳ ferinao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] waterish, purulent. |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Fototeny | 6 ranorano |
Tovy hevitra | 7 maranorano, mitsiranorano |
Mpanahaka | 8 mitoraka ivy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |