Teny iditra mitsiranorano (tsiranorano (rano))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy rano mivoaka, mitera-drano, mandranorana: Mbola mitsiranorano itỳ ferinao
¶ Mitoraka ivy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy liquid-like; liquefied. [Richardson 1885]
 to give off water, as a wound might [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay suinter, comme les humeurs d’une plaie [Abinal 1888]
 suinter; être fluide [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitsiranorano
nitsiranorano
hitsiranorano
Teny mitovy hevitra mandranorano ~ maranorano
Ohatra efa maina ny hoditro, kanjo mitsiranorano indray. [Baiboly: 22.7.5]

2017/05/17