Teny iditra mandranorano (ranorano)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Misy rano mivoaka, mitera-drano: Mbola mandranorano itỳ ferinao
Mitovy hevitra: mitoraka ivy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy waterish, purulent. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra maranorano ~ mitsiranorano

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/27