Teny iditra | 1 mandranto |
Fototeny | 2 ranto |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to trade, to traffic, to engage in commerce. 6 [1.7] to travel about trading |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] trafiquer en voyageant |
Ohatra |
8 mandranto fianarana didy akanjo ny tanora. [2.445#] 9 fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto [2.131] 10 Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka. [1.437#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny mandranto io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |