Teny iditra mandrantsana (rantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manapaka rantsana: Iza no nandrantsana itý paiso ity? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to prune [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay élaguer [Hallanger 1974, Boiteau 1997]
 tailler un arbre [Boiteau 1997]
Voambolana 
Endriteny 
mandrantsana
nandrantsana
handrantsana
mandrantsàna

Teny iditra mandrantsana (rantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka rantsana kely: Kely sisa dia handratatsana itý hazo itý [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to branch out [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay produire des branches [Hallanger 1974]
Voambolana 

Teny iditra mandrantsana (rantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikitika (valiha) [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra mandrantsàna (rantsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrantsana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2019/08/17