Teny iditra (1/4) | 1 mandrantsana |
Fototeny | 2 rantsana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manapaka rantsana: Iza no nandrantsana itý paiso ity? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to prune |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.196] élaguer 7 [1.196] tailler un arbre |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 13 mandrantsana |
Fototeny | 14 rantsana |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Mamoaka rantsana kely: Kely sisa dia handratatsana itý hazo itý |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.7] to branch out |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] produire des branches |
Voambolana |
19 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Teny iditra (3/4) | 20 mandrantsana |
Fototeny | 21 rantsana |
Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Mikitika (valiha) |
Voambolana |
24 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 26 mandrantsàna |
Fototeny | 27 rantsana |
Sokajin-teny | 28 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrantsana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.3] |
Fivaditsoratra | 31 andrantsanam, mandrantsana, mandrantsàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |