Teny iditra | 1 mandra-pihaona |
Singan-teny | 2 mandraka, fihaona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5#203] au revoir 5 [1.66.fr#87] à bientôt |
Ohatra |
6 Mandra-pihaona ange? [2.499] 7 Mandra-pihaona ary, ndrematoa! [2.529] 8 Hataontsika veloma mandrapihaona ary izy [2.332] |
Tsipelina hafa | 9 mandrapihaona |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 hampandrianao, hampandroanay, mandra-pihaona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |