|
|
|
|

Teny iditra1  mandraraka
Fototeny  2  raraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manary: Iza no nandraraka ny solitany teto?
Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra
Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso
Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to spill, to scatter
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] répandre
Ohatra  7  fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka [2.131]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mandraraka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11