Teny iditra | 1 mandrary |
Fototeny | 2 rary |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandrandrana: Mahay mandrary tsihy io vehivavy io Manamboatra, mamitrana: Izy no nandrary ny fihavananay |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 arindram, mandrary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |