|
|
|
|

Teny iditra1  mandrava efa ohatra ny voalavo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ireo olona manimbanimba ny zavatra tsara, manakorontana ny efa milamina
Singan-teny  4  mandrava, efa, ohatra, voalavo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07