|
|
|
|

Teny iditra1  mandrava efa ohatra ny voalavo
Singan-teny  2  mandrava, efa, ohatra, voalavo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ireo olona manimbanimba ny zavatra tsara, manakorontana ny efa milamina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07