|
|
|
|

Teny iditra1  mandrava sivana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka, manabataba
Singan-teny  4  mandrava, sivana
Tovy hevitra  5  mandrava laharana
Mpanahaka  6  mandrava tantana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10