|
|
|
|

Teny iditra1  mandray an-tendrony
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy mbola mahalala izay tena antony akory dia mitsara sahady
4  [1.1] dénaturer ce qui a été dit
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to misinterpret what has been said
Singan-teny  6  mandray, tendro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07