Teny iditra mandray sanga (ray, sanga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny olona resy lahatra teo amin' ny adihevitra nifanaovana, ka misafo loha sisa no ataony fa tsy mahateny intsony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31