Teny iditra |
sanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Volon-doha mivondrona kely eo ambonin' ny tampin-kandrina, na volondoha somary lavalava kokoa noho ny sisa rehetra eo afovoany tsara eo ambony tampin-kandrina ¶ Volo na nofo mivondrona eo an-tampondohan' ny biby sasany: Lava sanga ny akoholahin' i Naivo [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a lock of hair on the forehead. ¶ the crest of a cock. [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | touffe de cheveux au front. ¶ crête du coq. [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
sanga
sangako
sanganao
sangany
sangantsika
sanganay
sanganareo
sangan'
sangan-
sangam-
| |
-tsanga
-tsangako
-tsanganao
-tsangany
-tsangantsika
-tsanganay
-tsanganareo
-tsangan'
-tsangan-
-tsangam-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
sanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Sihanaka]
saobakaka [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
sanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | [Betsimisaraka]
(sens général : tout ce qui se dresse sur la tête, crête du coq, toupet de cheveux , etc.) C'est le nom d'un Weinmannia (Cunoniaceae), d'après Dandouau.
Le nom malgache fait allusion aux inflorescences dressées.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|