Teny iditra mandrefotra (refotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitefoka, manatefoka; mampipoaka, manapoaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandrefotra
nandrefotra
handrefotra
mandrefota

2010/05/14