Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
refotra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Feon-javatra vaky na tapaka, ka miriatra, mitefoka, toy ny hazo maina voahitsaka, feom-basy mipoaka
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mandrefotra
,
5
mandrefota
,
6
mirefotra
,
7
mirefota
Matoantenin' ny iharana :
8
a
re
fotra
,
9
arefoty
,
10
tafarefotra
Matoantenin' ny fameno :
11
andre
fo
tana
,
12
irefotana
Anarana :
13
fandrefotana
,
14
fandrefotra
,
15
firefotana
,
16
firefotra
,
17
mpandrefotra
,
18
mpirefotra
,
19
refo
dre
fotra
Mpamaritra :
20
maharefotra
Voambolana
21
Feo
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19