Teny iditra | 1 mandrefy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. |
Ohatra |
4 [1.369#] Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika. 5 [2.424#] Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. |
Fototeny | 6 refy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mandrefy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |